ady @ fanenjehana rongony
Nampidirin'i lldd | 15 Feb, 2008azavaiko @nareo zay mamaky fa ny rongony tsy zavatra ratsy akory.fa voajanahary ka manina no enjehina efa nteny andriamanitra hoe(ny voakazo fahalalana ly ratsy sy ny tsara ihany no tsy azonareo hoanina,fa ny akoatr izay azonareo anina daolo t@ADAMA & EVA)ko manina ny olobmelona no manova ny didiny ilay ray.
manina ny toaka no tsy enjehina anefa miampy (produit) marobe,ary tena mahafaty ra hoanina be loatra.anefa ny moly na iray sobika aza tsy mapaninona hoan izay mahazaka azy.
ka tokony izay ts mahazaka no tokonyhiezaka ts hifoka @izay ts misy intsony ny hoe lasa adala ny maina.
ka mba miangavy anareo ambony izay mahavaky an ty blog ty za mba hieritreritra
zà moa de tovolahykely 19taona kayman
14taona zà dia efa nifoka rongony hatraminy izao zà salama saina tsara
zay fa ampy ho saintsain ireo polisy sy manamboninahitra izay mamaky zay
zay alo fa veloma ééééééééé
Marina ny hevitrao.
Nampidirin'i Daina-Traina-Maina 15 Feb 2008, 23:16Ny rongony matanjaka dia efa iaraha-mahalala fa namboarina nanaovana anesthesiques isan-karazany.
Rehefa manala nify ianao ka asiana tsindrona anesthésique lidocaïne, dia efa mitsindrona dérivé-na rongony izay.
Rehefa maratra ka mila zairina, dia iny indray koa fa mitsindrona dérivé-na rongony.
Ka inona moa no maharatsy an'izany e ? ...tpt...
Salama saina tsara? :-)
Nampidirin'i Hery 15 Feb 2008, 23:38Aza dia mampiantso an'Andriamanitra re ry lldd a. Misy ravin-kazo poizina koa dia hano fa noharian'Andriamanitra. Aza raisina vilana ny baiboly hanamarinan-tena satria tsy natao hanamarinanana ny tena na hitsarana ny hafa ny baiboly fa hatao hanampy mba hihaina ny maha-izy azy ny tena. Nomen'Andriamanitra saina ny olombelona ka hahafahany mandanjalanja ny tokony ho fiainany, hisafidy ny fiainana sy ny fahafatesana!
Nampidirin'i harilova 16 Feb 2008, 10:44Lazainao fa azo avela hanao izay tiany ny olona, ary dia te hanao izay tiany avokoa!
Raha dimy taona izay no nifohanao rongony ka lazainao fa salama tsara ianao dia aza mamita-tena.
Mba hahatsapanao fa tsy salama intsony ianao dia manadrama anie tsy mifoka mandritra ny andro vitsivitsy monja e! ho hitanao fa efa manomboka ho isan'ireo antsoin'ny voambolana teknika hoe toxicodépendants ianao. Aretina izany.
Aza mihevitra fa miteniteny foana ny lalàna mandrara ny zava-mahadomelina.
Marina fa ampiasaina hanaovana fanafody maro ny rongony saingy tsy midika izany fa azo ampiasaina amin'izay itiavana azy izy satria na ireny fanafody ireny aza dia tsy azo atsindrotsindrom-poana raha tsy misy fitiliana tsara avy amin'ny mpitsabo.
Ataoko fa ianao no tokony hisaintsaina fa tsy ny polisy sy ny manam-boninahitra.
Tsy dia tsara loatra ny milaza hoe efa nanomboka ny 14 taona aho no nifoka :)
Nampidirin'i simp 16 Feb 2008, 16:26sao dia raofin'ny pra eto manko :-P
Marina ry Harivola fa ny rongony azo ampiasana amin'ny fitsambohina raha ohatra mbola tsy mila fanafody matanjaka horany morphine (zavatra madomelina avy koa nefa ampiasana rehefa tena marary).
Fahitako azy hoe zavatra tsy mila atao isan-andro izy ireo satria mila raisina hoe fialan-tsasatra fa raha ohatra matetika lotra dia lasa misy dépendance... Ianao ve anaiky andevon'ny rongony? Tsy efa tsapanao ve rehefa lé tsy makà reny ianao dia lasa hotrany manavy zany ary tsy matsiaro tena. Ilaina ny "liberté" ary raha ohatra ny polisy sy ny fanjakana mbola manenjika an'ireo mpifoka rongony ireo dia mbola tsapany fa mbola tsy vonona ny société gasy. Any Amsterdam moa izy io dia efa légalisé ka nefa ry zareo dia efa mivotra be tsy mbola mila miady amin'ny fanhatrana hotrany itsika.
Ka raha ohatra ianao makafia rongony na toaka, mba asivo modération ihany ! Fa tsy mety lotra lé midonaka...
Mafinaritra ny mamaky ny blaogy nao fa tohizo é!
Nampidirin'i jogany 17 Feb 2008, 18:45Aleo asiako 4è tige
Nampidirin'i DontoMG 18 Feb 2008, 13:34Hanazavako aminao izay tena izy
Mampanamaina raha ny malahelo no gadraina.