ady @ fanenjehana rongony

Nampidirin'i lldd | 15 Feb, 2008

azavaiko @nareo zay mamaky fa ny rongony tsy zavatra ratsy akory.fa voajanahary ka manina no enjehina efa nteny andriamanitra hoe(ny voakazo fahalalana ly ratsy sy ny tsara ihany no tsy azonareo hoanina,fa ny akoatr izay azonareo anina daolo t@ADAMA & EVA)ko manina ny olobmelona no manova ny didiny ilay ray.

manina ny toaka no tsy enjehina anefa miampy (produit) marobe,ary tena mahafaty ra hoanina be loatra.anefa ny moly na iray sobika aza tsy mapaninona hoan izay mahazaka azy.

ka tokony izay ts mahazaka no tokonyhiezaka ts hifoka @izay ts misy intsony ny hoe lasa adala ny maina.

ka mba miangavy anareo ambony izay mahavaky an ty blog ty za mba hieritreritra                    

zà moa de tovolahykely 19taona kayman                                                                   

14taona zà dia efa nifoka rongony hatraminy izao zà salama saina tsara        

 zay fa ampy ho saintsain ireo polisy sy manamboninahitra izay mamaky zay

zay alo fa veloma ééééééééé 

 

Tonga soa lldd!

Nampidirin'i lldd | 15 Feb, 2008
Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity.
Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.